Teny iditra f
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra f~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny f~]

Teny iditra F
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Fluorine [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Fluor [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14