Teny iditra fadiditra (diditra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hita laniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy entanglement. Used only of cord or thread. See diditra, hodidina [Richardson 1885]
Famaritana frantsay entortillement, entrelacement [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra fadiditra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Nom d'une maladie, c'est le ladinintrambo [Abinal 1888]
Famaritana anglisy the name of a disease, neuralgia (?). [Richardson 1885]
Famaritana frantsay espèce d'urticaire oblongue [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ladinintrambo

2017/06/15