Teny iditra fadifady (fady)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [Ndemahasoa: Antakay, takila 11]
2Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [Rahajarizafy: Filozofia, takila 45]

2017/04/12