Teny iditra fadimbolana (fady, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
¶ Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [Rajemisa 1985]
 [ fadim-bolana ] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [SLP 1986]
Fandikana frantsay règles, menstruations, menstrues [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31