Teny iditra fadiny
Sokajin-teny anarana fady sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2]
Ohatra 
1Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293]
2Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16