Teny iditra fadirana (faditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alana faditra: Fadirana amin' ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana hihatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be saved from evil by the offering of a faditra. [Richardson 1885]
Endriteny 
fadirana
fadirako
fadiranao
fadirany
fadirantsika
fadiranay
fadiranareo
fadiran'
fadiran-
fadiram-
fadira-
nofadirana
nofadirako
nofadiranao
nofadirany
nofadirantsika
nofadiranay
nofadiranareo
nofadiran'
nofadiran-
nofadiram-
nofadira-
hofadirana
hofadirako
hofadiranao
hofadirany
hofadirantsika
hofadiranay
hofadiranareo
hofadiran'
hofadiran-
hofadiram-
hofadira-
fadiro
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/12/29