Teny iditra fadiranovana (faditra, ovana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay infortuné, misérable au dernier point [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [Andraina: Mitaraina, takila 117]
2Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 150]

2014/10/21