Teny iditra fafa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sweeping, cleaning off. See faoka. [Richardson 1885]
 the act of sweeping [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de balayer [Abinal 1888, Hallanger 1974, Deschamps 1936]
  [Taisaka] action d'asperger, d'essuyer [Deschamps 1936]
Famaritana frantsay (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [Boiteau: Végétaux]
Ohatra 
1Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [Andriamalala: Taolambalo, takila 98]
2Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [Razafiarivony: Harivolana, takila 193]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fafa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hazo fisaka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] planche [Deschamps 1936]

Teny iditra fafa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Bara] badalela
¶  [Antemoro] mibadabada, miambatrambatra
¶  [Antambahoaka] miraikidela [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] bègue [Deschamps 1936]
  [Tankarana] qui bégaie. ( vava). [David 1952 (takila F)]

2017/12/06