Teny iditra | fafam-bolontondro | |
Singan-teny | fafa ; volo ; tondro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [1.3] | |
Tovy hevitra | fafanimondry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |