Teny iditra fafani-mondry
Singan-teny fafa ; mondry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka
Mitovy hevitra: fafam-bolontondro ~ fafanimondry ~ fongana ~ jifa ~ lany ~ mafafa ~ majifa ~ mamafa ~ mamaoka ~ manala loto ~ mifafa ~ mifaoka ~ najifa ~ tapitra ~ tsy misy miangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10