Teny iditra fafazana (fafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan' anana apariaka amin' ny tany mba haniry: Hofafazako vary itỳ tany itỳ
¶ Asiana: Nofafazany tehamoina ny zanany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be sown. Used in speaking of the land on which the seed is cast. [Richardson 1885]
Endriteny 
fafazana
fafazako
fafazanao
fafazany
fafazantsika
fafazanay
fafazanareo
fafazan'
fafazan-
fafazam-
fafaza-
nofafazana
nofafazako
nofafazanao
nofafazany
nofafazantsika
nofafazanay
nofafazanareo
nofafazan'
nofafazan-
nofafazam-
nofafaza-
hofafazana
hofafazako
hofafazanao
hofafazany
hofafazantsika
hofafazanay
hofafazanareo
hofafazan'
hofafazan-
hofafazam-
hofafaza-
fafazo

2010/12/29