Teny iditra fafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampielezana na fanaparitahana zavatra t [...]
¶ Fanapariahana voam-bary na voan' anana a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   famafazana [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   used only in compounds and in voalafy: alafy, fafazana, mifafy, mamafy. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de semer [Antesaka] [Deschamps 1936]
Dikanteny frantsay   ensemencement [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   alafady [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   fety amim-panambadiana, sorona hanalana fady [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra fafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vodiondry [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15