Teny iditra fafy rano (fafy, rano)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [ fafirano ] [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] tsodrano [Rakotosaona 1972]
   [ fafirano ] Tsodrano [Rajemisa 1985]
   Famafazana amin' ny olona rano tsotra mba hatao tsodrano [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   fafy ra

2012/05/16