Teny iditra faha
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Fony, tamin' ny andron' i...: Noenjehina ny Kristianina faha Ranavalona reniny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay du temps de, à l'époque de, sous le règne de [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra faha~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny faha~]
Famaritana malagasy Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa:
-- mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana: Fahadimy, fahasivy ambin' ny folo;
-- mba hilazana isan-drefy: Fahatelo, hono, ny halalin' itỳ rano itỳ; / Lamba antsasa-pahadimy;
-- mba hilazana vanin' andro: Lasa tamin' ny Fahavalon' ny volana nankany Fianarantsoa izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prefix of past time. Before vowels fah- only is used. The following words will illustrate its use: fahagola, faharazana, fahavaratra, fahavelony, fahazaza, fahiny, fahireny, fahizay
¶ a prefix to numerals, making them ordinal and (rarely) fractional. Before vowels fah- only is added. This prefix may be added to all except iray, one, for which number voalohany is employed; but when the iray occurs in compounds, eleven, twenty-one, etc., the fah- can be added; it is used however in speaking of the Prime Minister's chief aide-de-camp, who is fahirainy. [Cf. vaga, used in an exactly similar way in the Melanesian languages.
¶ the commencement of all abstract nouns formed from the verb in maha-, as: fahalalana, from lala; fahendrena, from hendry; fahadiony, from dio, etc. [Richardson 1885]
 prefix, when one was ..., at the time of, as: fahagòla (in olden times), fahazàza (when one was a child)
¶ prefix to numerals, as: fahatelo: third in order; and so with other numerals
¶ prefix to nouns; typically meaning a state of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay préfixe, du temps de... ex: fahagòla (anciennement), fahazàza (du temps où l'on était enfant)
¶ préfixe qui sert à former les adjectifs ordinaux, ex.: fahatelo: le troisième : et ainsi pour les autres numéros
¶ préfixe qui sert à former des substantifs abstraits [Hallanger 1974]
Ohatra Ary faha 23, vonto ny alahamady [Callet: Tantara, takila 27]

2017/06/29