Teny iditra fahabetsahana (betsaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   la multitude, l'abondance [Abinal 1888]
Ohatra   Vitsy rahateo ny polisy mpiambina ny filaminana eny an-tsena eny, miolotra amin' ny fahabetsahan' ny olona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 12]
Ny bikany  
fahabetsahana
fahabetsahako
fahabetsahanao
fahabetsahany
fahabetsahantsika
fahabetsahanay
fahabetsahanareo
fahabetsahan'
fahabetsahan-
fahabetsaham-
fahabetsaha-
-pahabetsahana
-pahabetsahako
-pahabetsahanao
-pahabetsahany
-pahabetsahantsika
-pahabetsahanay
-pahabetsahanareo
-pahabetsahan'
-pahabetsahan-
-pahabetsaham-
-pahabetsaha-

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/15