Teny iditra fahadalana (adala)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   foolishness [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   La folie, la sottise, l'imbécilité [Abinal 1888]
Ohatra  
1Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana? [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 142]
2Onena ny fahadalako izy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 28]
3mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». [Callet: Tantara, takila 206]
Ny bikany  
fahadalana
fahadalako
fahadalanao
fahadalany
fahadalantsika
fahadalanay
fahadalanareo
fahadalan'
fahadalan-
fahadalam-
fahadala-
-pahadalana
-pahadalako
-pahadalanao
-pahadalany
-pahadalantsika
-pahadalanay
-pahadalanareo
-pahadalan'
-pahadalan-
-pahadalam-
-pahadala-
Fitovian-keviteny   hadalana
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/15