Teny iditra fahadisoa (diso)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   aberration, culpabilité, délit, erreur, faute [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo]
Ohatra   Fitomboañi ty fahadisoa bevata, recrudescence de la criminalité [Poirot & Santio: Vezo]
Mañenke ty fahadisoan-kalatse, avouer la culpabilité d'un vol [Poirot & Santio: Vezo]
Mino iha fa mana fahadisoa ie ? Crois-tu qu'elle ait tort ? [Poirot & Santio: Vezo]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/19