Teny iditra fahadisoana (diso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy error, guilt [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 criminality, failure, deficiency [Richardson 1885]
 a mistake [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay faute [Abinal 1888 takila 108|1.8, Hallanger 1974 takila 108|1.8]
 culpabilité [Abinal 1888 takila 108]
 erreur [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
fahadisoana
fahadisoako
fahadisoanao
fahadisoany
fahadisoantsika
fahadisoanay
fahadisoanareo
fahadisoan'
fahadisoan-
fahadisoam-
fahadisoa-
-pahadisoana
-pahadisoako
-pahadisoanao
-pahadisoany
-pahadisoantsika
-pahadisoanay
-pahadisoanareo
-pahadisoan'
-pahadisoan-
-pahadisoam-
-pahadisoa-
Mpitovy hevitra hadisoana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsaroako izao ny fahadisoako [Baiboly: 1:41:9/Genesisy 41:9..]
2Moa ahy irery ve ny fahadisoana? [Rajaonarivelo: Bina, takila 58]
3Dray, fahadisoanao be mihitsy izany [Andraina: Mitaraina, takila 149]
4Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? [Fagereng: Tantara, takila 29]
5fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana [Baiboly: 28.11.10]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31