Teny iditra fahafainganana (faingana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra hafaingana ~ hafainganana

2009/02/23