Teny iditra fahafantarana (fantatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de connaître, de savoir [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
fahafantarana
fahafantarako
fahafantaranao
fahafantarany
fahafantarantsika
fahafantaranay
fahafantaranareo
fahafantaran'
fahafantaran-
fahafantaram-
fahafantara-
-pahafantarana
-pahafantarako
-pahafantaranao
-pahafantarany
-pahafantarantsika
-pahafantaranay
-pahafantaranareo
-pahafantaran'
-pahafantaran-
-pahafantaram-
-pahafantara-
Ohatra 
1Mba lalina izany fahafantaranao ahy izany! [Andriamalala: Ranomasina, takila 23]
2Araka ny fahafantarany sy fahitany matetika dia mpivady vao ampakarina ihany no mahazo posy sy filanjana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 52]

2013/12/17