Teny iditra fahafinaretana (finaritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
¶ Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pleasure, happiness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [Abinal 1888]
 plaisir, bonheur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
fahafinaretana
fahafinaretako
fahafinaretanao
fahafinaretany
fahafinaretantsika
fahafinaretanay
fahafinaretanareo
fahafinaretan'
fahafinaretan-
fahafinaretam-
fahafinareta-
-pahafinaretana
-pahafinaretako
-pahafinaretanao
-pahafinaretany
-pahafinaretantsika
-pahafinaretanay
-pahafinaretanareo
-pahafinaretan'
-pahafinaretan-
-pahafinaretam-
-pahafinareta-
Teny mitovy hevitra hafinaretana
Ohatra 
1Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? [Andraina: Mitaraina, takila 21]
2Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 22]
Sary 

2013/12/17