Teny iditra fahafito (fito)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the seventh [Richardson 1885]
Famaritana frantsay septième [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra 
1Nigadona ny fahafito taonako. [Andriamalala: Taolambalo, takila 40]
2Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [Ndemahasoa: Antakay, takila 83]
3dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [Randriamamonjy: Tantara, takila 454]

Teny iditra fahafito (fito)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy seven fathoms. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay sept brasses [Abinal 1888]
Voambolana 

2017/05/15