Teny iditra fahafitoambinifolo (faha-, fito, amby, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo fahafito amby ny folo []
Ohatra Kanefa izany tsy nahasakana ny Portiogey hanohy io lafin' ny asany vaovao io mandritra ny taon-jato fahafitoambinifolo [2.366]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23