Teny iditra fahafongorana (fongotra)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ny tsi-fahelana velona ampian'ny fahafatesana mbola kely dia tsy maintsy hiafara amin'ny fahafongoran'ilay firenena. [2.503]
Haiendriteny 
Tsotra : fahafongorana, fahafongorako, fahafongoranao, fahafongorany, fahafongorantsika, fahafongoranay, fahafongoranareo, fahafongoran', fahafongoran-, fahafongoram-, fahafongora-
Tovonana : -pahafongorana, -pahafongorako, -pahafongoranao, -pahafongorany, -pahafongorantsika, -pahafongoranay, -pahafongoranareo, -pahafongoran', -pahafongoran-, -pahafongoram-, -pahafongora-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20