Teny iditra fahahiazana (hia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Tovy hevitra hahia ~ hahiazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03