Teny iditra fahakingana (kinga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona kinga, mailaka,mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cleverness, quickness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay habileté, adresse [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fahakinga ~ hakinga

2018/12/30