Teny iditra fahalavirana (lavitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Tovy hevitra halavirana ~ halavitana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03