Teny iditra fahalavoana (lavo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. [2.4]
2Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245]
3Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : fahalavoana, fahalavoako, fahalavoanao, fahalavoany, fahalavoantsika, fahalavoanay, fahalavoanareo, fahalavoan', fahalavoan-, fahalavoam-, fahalavoa-
Tovonana : -pahalavoana, -pahalavoako, -pahalavoanao, -pahalavoany, -pahalavoantsika, -pahalavoanay, -pahalavoanareo, -pahalavoan', -pahalavoan-, -pahalavoam-, -pahalavoa-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20