Teny iditra fahalemilemena (lemilemy (lemy))
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fiteny ny vadiny andefimandry sy ny zananilahy ary ny zananivavy [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : fahalemilemena, fahalemilemeko, fahalemilemenao, fahalemilemeny, fahalemilementsika, fahalemilemenay, fahalemilemenareo, fahalemilemen', fahalemilemen-, fahalemilemem-, fahalemileme-
Tovonana : -pahalemilemena, -pahalemilemeko, -pahalemilemenao, -pahalemilemeny, -pahalemilementsika, -pahalemilemenay, -pahalemilemenareo, -pahalemilemen', -pahalemilemen-, -pahalemilemem-, -pahalemileme-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31