Teny iditra | fahaleovantena | ||||||
Singan-teny | fahaleovana ; tena | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [ fahaleovan-tena ] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [ fahaleovan-tena ] Independence [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ fahaleovan-tena ] Indépendance [1.8] | ||||||
Indépendance [1.5] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |