Teny iditra fahaleovantenan > fahaleovantena
Singan-teny fahaleovana ; tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ fahaleovan-tena ] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fahaleovan-tena ] Independence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ fahaleovan-tena ] Indépendance [1.8]
 Indépendance [1.5]
Ohatra 
1nahazo fahaleovantena i Madagasikara. [2.472]
2Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny Fahaleovantena izahay. [2.4]
3Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503]
Haiendriteny 
Tsotra : fahaleovantena, fahaleovantenako, fahaleovantenanao, fahaleovantenany, fahaleovantenantsika, fahaleovantenanay, fahaleovantenanareo, fahaleovantenan', fahaleovantenan-, fahaleovantenam-, fahaleovantena-
Tovonana : -pahaleovantena, -pahaleovantenako, -pahaleovantenanao, -pahaleovantenany, -pahaleovantenantsika, -pahaleovantenanay, -pahaleovantenanareo, -pahaleovantenan', -pahaleovantenan-, -pahaleovantenam-, -pahaleovantena-
Kamban-teny