Teny iditra | fahalianana (liana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1] | |
Ohatra | Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
[2.529] | |
Fivaditsoratra | fahalainana, fahalaniana, fahalianana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |