Teny iditra fahalovana (lo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Corruption, rottenness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pourriture; corruption [1.8]
Ohatra Avela ho motraka ao io, ka rehefa injay heno misy fofona ateraky ny fahalovana - avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: "mantsim-bao miray" - dia alaina ka akipaka ny hodiny; [2.436]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20