Teny iditra | fahalozana (loza) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3] | |
Ohatra | Ny fahalozana maharo ny ratsy fanahy tsy hahatanteraka ny fikasany, dia tsy fahalozana, fa fahamarinana sy fiantrana kosa.
[2.285] | |
Tovy hevitra | halozana | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17 |