Teny iditra fahamalinana (malina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Carefulness, prudence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prudence, circonspection [1.8]
Tovy hevitra hamalinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20