Teny iditra fahamaotiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotoanan'ny fiainana izay mahatonga fiovana eo amin'ny endrika, feo, toetra sy fiasan'ny taovam-pananahan'ny zaza hiditra ho olon-dehibe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Puberté [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31