Teny iditra fahambaniana (ambany)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Nalahelo mafy aho nahita ny fahambanian' ny olona tany. [Rabary: Daty, takila 1017]
Ny bikany  
fahambaniana
fahambaniako
fahambanianao
fahambaniany
fahambaniantsika
fahambanianay
fahambanianareo
fahambanian'
fahambanian-
fahambaniam-
fahambania-
-pahambaniana
-pahambaniako
-pahambanianao
-pahambaniany
-pahambaniantsika
-pahambanianay
-pahambanianareo
-pahambanian'
-pahambanian-
-pahambaniam-
-pahambania-

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/16