Teny iditra fahamborodamba
Singan-teny fahana ; voro-damba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba [1.1]
Ohatra 
1Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472]
2Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12