Teny iditra fahandevozana (andevo)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a state of slavery; cf. fanandevozana [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   l'esclavage, la condition d'esclave [Abinal 1888]
   état d'esclavage; cf. fanandevozana [Hallanger 1974]
Ohatra   ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin'ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana. [Baiboly: 65:002:015/Hebreo 2:15..]

Nohavaozina tamin' ny 2014/07/29