Teny iditra fahangezana (ngeza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halehibeazana: Noentanin' ny fahangezany ny anao ka nieboebo izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La grosseur, la grandeur, l’illustration, la richesse [1.3]
Ohatra Ny hery sy ny fahangezana, tsy mahaleo ny maka an-drindrany Rohy malemy, tsy afaky ny omby [2.299]
Tovy hevitra hangezana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25