Teny iditra | fahanginana (gina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Silence; quiet; loneliness [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Silence [1.8, 1.5] | ||||
Action de se taire; solitude [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tovy hevitra | fanginana ~ hanginana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |