Teny iditra faharazana (faha-, razana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy In ancestral times [Richardson 1885]
Famaritana frantsay du temps des ancêtres [Abinal 1888]
Endriteny 
faharazana
-paharazana
Ohatra Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [Fagereng: Tantara]

2019/04/17