Teny iditra faharotsaka (rotsaka)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Ary ny filenodenoky ny hodi-tavany sy ny faharotsaky ny rantsan-tanany dia mitarika ny saina hanome azy anaram-boninkazo. [Andriamalala: Taolambalo, takila 60]
Ny bikany  
faharotsaka
faharotsako
faharotsakao
faharotsany
faharotsatsika
faharotsakay
faharotsakareo
faharotsak'
faharotsa-
faharotsaky
-paharotsaka
-paharotsako
-paharotsakao
-paharotsany
-paharotsatsika
-paharotsakay
-paharotsakareo
-paharotsak'
-paharotsa-
-paharotsaky

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/18