Teny iditra | fahasalamàna (salama) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | the state of one's health; good health [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | santé [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
paix, bonheur [Abinal 1888] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Teny mitovy hevitra | hasalamàna | ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/21 |
![]() |