Teny iditra | fahasimbana (simba) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fery amin'ny taova iray. Tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa. [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Lésion. Panne. [1.13] | ||
Ohatra | Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina.
[4.27] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |