Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   neuvième [Abinal 1888]
Ohatra   dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [Randriamamonjy: Tantara, takila 454]

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   neuf brasses [Abinal 1888]

Teny iditra fahasivy (sivy)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   terme de Sikidy [Abinal 1888]
Voambolana  
Fifanahafana   sikidy

Teny iditra fahasivy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanahy, avelo [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   lolo, matoatoa [Bara] [Rakotosaona 1972]
   avelo, lolo [Betsileo] [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the ancestors, or spirits of the ancestors [Richardson 1885]
Ohatra   izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [Rabemolaly: Fary, takila 18]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/15