Teny iditra |
fahatahorana
(tahotra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Fear; a fearful attitude [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Crainte, frayeur [1.8]
|
Ohatra |
1 | ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona.
[2.588]
|
2 | ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy.
[2.296]
|
3 | Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana.
[1.353]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Lahatsoratra |
|