Teny iditra fahatelo (telo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitana ny laharana manaraka ny faharoa: Alarobia ny andro fahatelo amin' ny herinandro [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay le troisième [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fahatelo (telo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halavan-drefy mitovy amin' ny refy telo na mamaky tratra inenina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay trois brasses [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra fahatelo (telo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy an enemy, an antagonist, lit. the third. It gets its meaning (an enemy) from certain arrangements in the sikidy divination. Fahatelobe is also used. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay terme de Sikidy: ennemi, adversaire [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra fahatelo (telo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the third person in rank in a Sakalava principality. First, the Prince (zanak' andriana), second, the chief minister (manantany), and third, the deputy minister (fahatelo). [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] ceux qui suivent le manantàny (premier ministre) dans l'ordre de noblesse chez les Sakalava. [David 1952 (takila F)]

Teny iditra fahatelo (telo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (teny tranainy) Ny vavy, ny ao an-kohonana [Rajemisa 1985]

2017/03/10