Teny iditra fahatelon-tanana
Singan-teny fahatelo ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12