Teny iditra fahatezana (teza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [1.1]
 Faharetana ela [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Durabilité [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20